|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sambany |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fanaovan-javatra vao indray mandeha monja: Sambany nividy karatra tombola aho dia nahazo
[1.1] |
| Fivaditsoratra | sambany, 4 simbana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|