|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 samboady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tapa-damba lavalava apetraka amin' ny soroka iray ka asadika any ambany helika mifanohitra amin' ilay io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a sash (as worn by goverment officials)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 baudrier, ornement ou toute autre chose qu'on passe sur l'épaule comme le baudrier
[1.3] 6 écharpe de parlementaire, maire, etc. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 27 manao samboady zavatra |
| Fivaditsoratra | 28 adimbaso, samboady, 29 somabida |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|