|
|
|
|

Teny iditra1  samborina
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko
5 Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra
6 Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Ohatra  9  Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 malamasamborina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 Sambirano, samborina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17