|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 samby |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana)
[Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 4 jereo samy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 comme samy
[1.3#568] |
| Ohatra |
6 samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby.
[2.606#]
7 Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 ady samby etsaka |
| Teny iditra (2/2) | 10 samby |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 guifette moustac (Chlidonias hybridus)
[4.22] |
| Voambolana | 14 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | samby, 15 Sibma, 16 simba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|