|
|
|
|

Teny iditra1  samirery
Singan-teny  2 samy, 3 irery
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [samy irery] 5 each by himself [1.2#547]
Fanazavàna teny frantsay  6 propre, comme dans nom propre. [3.1]
Ohatra  7  Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io. [1.369#]
8  Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#]
9  izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. [2.424#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11