|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  samonta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisondrotan' ny ranomasina be indrindra amin' ny tsinambolana sy ny fenomanana; fisondrotan' ny ranon' ny ranomasina arapotoana isan' andro amin' ny toerana iray [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the tide, high tide [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la haute marée [1.8]
Voambolana  6  Haitoetrandro 7  Fifamoivoizan-tsambo
Tsipelina hafa  8 famonta

Teny iditra (2/2)9  samonta
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (de monta : amer).
12 Souvent orthographié par erreur samonty ou samoty.
13 Pluchea grevei (Baill.) Humbert (Asteraceae).
14 L'infusion très amère passe pour un puissant stimulant et un aphrodisiaque.
15 Elle entrait autrefois dans la préparation des boissons rituelles pour la circoncision. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17