|
|
|
|

Entry1  sampam-pamandrihana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  sampana, famandrihana
Explanations in Malagasy  4  [1.62#907] Fizarana iray misahana manokana ny famandrihana efitrano ao amin ny hôtely.

Updated on 2025/07/29