|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sampanana |
| Fototeny | 2 sampana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rantsanana: Andeha sampano itsy hazo itsy hirobona rehefa fahavaratra
5 Sahanina: Aiza moa no hahombiazany? asa telo amana efatra no sampaniny [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 sampanina |
| Teny iditra (2/2) | 11 sampanana |
| Fototeny | 12 sampana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a fork in the road, crossroads
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 branchement de chemin, carrefour
[1.8] 16 carrefour, croisée de chemins [1.5] |
| Tovy hevitra | 17 sampanan-dalana |
| Kamban-teny rehetra | 18 boatin-tsampana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|