|
|
|
|

Entry1  sampanteny
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  sampana, teny
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra)
Explanations in French  5  [1.5] mots dérivés (grammaire)
Vocabulary  6  Linguistics

Anagrams  7  mpiantsena, sampanteny

Updated on 2025/07/29