Entry | 1 samy hafa |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 samy, hafa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy mitovy: Samy hafa ny raozy sy ny lisy (tsara homarihina fa mitovy firafitra amin' ny ohatra erỳ ambony samy tsara ny raozy sy ny lisy, ny hoe "samy hafa" eto, fa raha "isan-karazany" kosa no heviny, mpamaritra anarana milaza toetra izy amin' izay, ka soratana atao teny iray: "samihafa") |
Other spellings | 5 samihafa |
Anagrams | 6 fahamasy, mahasafy, samihafa, samy hafa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |