|
|
|
|

Teny iditra1 sandrin-tanana
Singan-teny  2sandry, 3tanana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny faritry ny sandry hatreo amin' ny kiho ka hatramin' ny hato-tanana [1.1]
Voambolana  6 Haiaina

Fivaditsoratra  7 anantsindrana, 8 sandrin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12