|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sanga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina
4 Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a lock of hair on the forehead
6 the crest of a cock [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 touffe de cheveux au front
8 crête du coq [1.8] [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 19 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 22 sanga |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 saobakaka
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 25 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (3/3) | 26 sanga |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 (sens général : tout ce qui se dresse sur la tête, crête du coq, toupet de cheveux , etc.) C'est le nom d'un Weinmannia (Cunoniaceae), d'après Dandouau.
29 Le nom malgache fait allusion aux inflorescences dressées. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|