|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sangisangy |
| Fototeny | 2 sangy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena
5 Kihaihay, kiniania [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 play, sport
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 jeu, plaisanterie; sport
[1.8] 8 badinage, plaisanterie, amusement [1.5] |
| Tovy hevitra | 9 hadrohadro, hanihany, sangy, vazivazy |
| Kamban-teny rehetra | 10 sangisangy zary tenany |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|