| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 santimetatra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
3 centimeter [3.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 centimetre [3.1] | 
| Ohatra | 
5 Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany.
[2.895#] 
 6 Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny. [2.508#]  | 
| Voambolana | 7 Toerana | 
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |