|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sany
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mandritra ny, dieny: Mianara sany mbola manam-potoana ianao [1.1]

Teny iditra (2/3)4  sany
Sokajin-teny  5  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 sao tratra [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  sany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (probablement mis pour sana). Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Salicaceae). La décoction des écorces est réputée stimulante, fortifiante. [Bara] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12 nasy, sany, 13 Sina, siña, sina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27