|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saobakaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a large frog, sometimes called a toad
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 grosse grenouille, parfois appelé crapaud
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 7 sabakaka |
| Kamban-teny rehetra | 8 saobakaka ambody riana |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|