|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sapapa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza tandrok' omby miolaka miakatra;
4 tandroka mivolantsinana tonga lafatra ka tian' ny olona izaitsizy fa mahatsara bika ny omby [Bara] [1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Bikan' ny tandrok' omby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|