Entry | 1 sarakaty |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fihary eo ambanin' ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana 6 [1.13] fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina |
Explanations in French |
7 [1.13] pancréas |
Vocabulary |
8 Biology |
Synonyms | 9 lelakatry, morikaty |
Anagrams | 10 aratsika, asaritak, asitraka, saikatra, sarakaty, saritaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |