|
|
|
|

Teny iditra1  sarañe
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 sasany, ny vitsivitsy: Nilefa avy ny aomby ka ñy sarane tratrany mandy koja (nandositra daholo ny omby nefa tratra ihany kosa ny sasany) [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  sarañe, 4 serana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12