|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sarendry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana taila atao mifampidipiditra [1.1]

Teny iditra (2/2)4  sarendry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Zavamaniry mitovitovy amin' ny sakamalao nampidirin' ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Cité par Malzac, qui écrit : « Tubercule odoriférant semblable au Gingembre, importé par les Arabes ». [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12