|
|
|
|

Teny iditra1  sarety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a bullock-cart [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 charrette [1.8]
Ohatra  6  Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe [2.332#28]
7  Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [2.472]
8  sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [2.470]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Voambolana  11  Fitaterana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  14 aretsy, 15 aritse, 16 asetry, sarety, 17 Setraì, 18 Taresy, 19 tsiare

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17