Entry | 1 sari-monina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 sary, monina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray |
Examples |
5 [2.508#] Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word sari-monina |
Anagrams | 7 namorisany, namosirany, ranomasiny, ranomasiƱy, sari-monina |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |