Entry | 1 sarintany |
Elementary words | 2 sary, 3 tany |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [1.1] |
Explanations in French |
6 carte [1.13] |
Examples |
7 Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky.
[2.508#]
8 Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#] |
All compound words | 9 sarintanim-paritra |
Vocabulary | 10 Geography: (in general) |
Illustrations |
|
Anagrams | 11 anantsiry, 12 antsirina, 13 sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |