|
|
|
|

Teny iditra1  sarisarimbomanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry toy ny ravim-bomanga ny raviny ary misy voniny miloko mahafinaritra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (« qui ressemble un peu à la patate douce » ; Voir vomanga). Ipomoea purpurea (L.) Roth. (Convolvulaceae). Ses fleurs ressemblent, en effet, beaucoup à celles de la patate. Mais elle ne donne pas de tubercules. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  6 tsingovihovy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09