|
|
|
|

Teny iditra1  sasaho
Fototeny  2 sasaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana sasahina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy [1.1]
5  Sasaho tsara ity kisoa ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12