|
|
|
|

Teny iditra1  sasanangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe
4 lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 le tiers d'une piastre [1.3]
Ohatra  6  Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy; [2.48]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  8 sasanangy samy hafa
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17