|
|
|
|

Teny iditra1  satrohana
Fototeny  2 satroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana na ampanaovina satroka: Satrohy ny zaza fa migaingaina ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be dressed with a hat, to be crowned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 à qui (quoi) on met un chapeau; être couronné [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 antsohara, 12 orantsaha, 13 rotsahana, satrohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17