|
|
|
|

Teny iditra1  savazoro
Singan-teny  2 sava, 3 zoro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny ilazana amin' ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin' ny haavo iray ka mipaka amin' ny haavo mifanandrify amin' io ka mamakivaky ny sary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 diagonale [1.13]
Voambolana  7  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11