|
|
|
|

Teny iditra1  savohana
Fototeny  2 savoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana na hosorana savoka: Savohy tsara ny ngorodontsika, ry be lohako ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be waxed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on cire [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17