|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sazina
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody
5 Helohina handoa sazy vola: Nosazin' ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be fined, to be punished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on punit [1.3, 1.8]
8 qu'on met à l'amende, qu'on condamne à:
9 Nosazina ariary folo izy (Il a été condamné à payer une amende de dix piastres) ~
10 Nosazin' ny mpitsara ho ao an-tranomaizina enim-bolana izy (Il a été condamné par les juges à six mois de prison) ~
11 Nosazin' ny mpampianatra io zazalahy io (Ce garçon a été puni par le maître d'école)
12 
[1.3]
13 à qui on inflige une amende [1.8]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  18 sazena

Teny iditra (2/2)19  sazina
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 convenable, enrapport avec, dont on est content, dont on est capable [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17