|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  segondra
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Nobanjininy segondra vitsivitsy aho dia toran' ny hehy izy. [2.4#]
4  Hoainy ary, hoy Fandrava, sady nangina kely izy tao anatin'ny iray segondra. [2.895#]
Voambolana  5  Fotoana
Kamban-teny rehetra  6 segondra amin'ny fotoana

Teny iditra (2/2)7  segondra
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Toerana
Kamban-teny rehetra  10 segondra zoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09