|
|
|
|

Teny iditra1  sekoly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a school [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 école [1.8]
Ohatra  6  Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470]
7  Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472]
8  Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356]
Voambolana  9  Fianarana
Tsipelina hafa  10 sokolo
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 Elkosy, 13 Kisleo, sekoly, 14 siloke, 15 solike

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09