|
|
|
|

Teny iditra1  seminarista
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. séminariste] Tanora mikasa hanao pretra ka miomana amin' ny toerana fanofanana amin' izany
4 Ireo antokon' olona miofana ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1]
Voambolana  5  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12