|
|
|
|

Entry1  seminera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra
Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1]
Vocabulary  4  Religion and Liturgy

Updated on 2025/09/12