Entry | senoka | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
| ||||
Synonyms | senotsenoka | |||
Anagrams | kesona, konesa, senoka |
Updated on 2020/07/31 |