|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sento |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona:
4 Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe 5 Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento 6 Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a sigh, a sob
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 soupir, sanglot
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|