|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seranam-piaramanidina |
| Singan-teny | 2 seranana, 3 fiara, 4 manidina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aéroport
[1.13] 8 un aéroport [1.67] |
| Voambolana | 9 Fitaterana |
| Tovy hevitra | 10 fiantsonam-piaramanidina, fitodiam-piaramanidina, garam-piaramanidina |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|