|
|
|
|

Teny iditra1  seriny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1]
Tovy hevitra  4 seriseriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19