|
|
|
|

Teny iditra1  sermona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. sermon] (Fis,. prot.) Toriteny any am-piangonana:
4 Nafonja ilay sermoa na henoko tamin' ny Alahady izay!
5 Levilevy, bedibedy sesilany miverimberina:
6 Ianao koa be sermona [1.1]
Voambolana  7  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17