|
|
|
|

Teny iditra1  sesehana
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesehanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany ~ Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo
5 Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made to have something forced in [1.2]
7 to be stuffed, as a sausage or a pillow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 dans quoi on fourre, on bourre, à qui l'on fourre un coup horizontalement [1.3]
9 qu'on farcit ou remplit, comme une saucisse ou un oreiller [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14 sesefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12