|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 setraina |
| Fototeny | 2 setra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be faced in opposition
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 à qui on fait face, qu'on oppose
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ...
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 setraina |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 be setrasetra
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 anistera, 16 arañitse, 17 itserana, 18 ratsiena, 19 reanitsa, 20 retsiana, setraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|