|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 setry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 surplus d'argent coupé qu'on ajoute d'un côté de la balance pour équilibrer et égaliser l'excédent d'argent qu'on reçoit d'un débiteur
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 4 setrim-bola |
| Teny iditra (2/5) | 5 setry |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Famaliana, valin-teny: Ny holazaiko ho setrin' izany dia izao...
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a response, a reply
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 réplique, riposte, résistance aux ordres des chefs; résistance simulée et conventionelle à un chef pour mieux obtenir l'acquiesment du peuple
[1.3] 10 réponse, réplique [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 setrin-teny |
| Teny iditra (3/5) | 26 setry |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 antsitrika anaty rano
[Taisaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/5) | 31 setry |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 sotro
[Sihanaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (5/5) | 36 setry |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 tendrony
[Bara]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 41 retsy, 42 ritse, 43 Setrì, setry, 44 tsery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|