|
|
|
|

Teny iditra1  sevotsevoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  11 sevoka, sevosevo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19