|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sihanaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kamory lalina tsy misy ahitra
[Sakalava]
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 sihanaka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment : Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade.
[Sakalava, Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 10 Sihanaka |
| Sokajin-teny | 11 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Foko kelikely manodidina ny farihin'
13 alaotraBemarivo 14 ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano 15 Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 the name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 population de l'intérieur de l'île, située au nord de l'Imerina (ville principale: Ambatondrazaka)
[1.5] |
| Ohatra |
18 Izany hoe nisy kely tsy itoviana amin' ny sihanaka avaratra.
[2.436#]
19 Vahoaka-mpanjaka daholo ny sihanaka rahefa nisy ny toy izany. [2.472#109] |
| Voambolana | 20 Tantara: firenena |
| Kamban-teny rehetra | 21 Antsihanaka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 23 hasikana, 24 sakahina, sihanaka, Sihanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|