|
|
|
|

Teny iditra1  silamo
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra
4 tokana antsoiny hoe Allah, ary ny
5 foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray
6 atao hoe Coran.
7 Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany
8 avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny
9 silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1]
10 Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1]
Ohatra  11  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Voambolana  12  Fivavahana

Fivaditsoratra  13 lamiso, 14 misola, 15 Salomy, 16 samoly, silamo, 17 SOLIMA, 18 somila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17