|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  simaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [1.1]
Ohatra  4  Dia rafitra nihinana ny anao lahy, ka voan' ny farango ny molony, hany ka simaka terý [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)23  simaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau [1.3]
27 Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [Merina] [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  29 sima-kazo

Fivaditsoratra  30 kamasy, 31 kamisa, 32 makasy, 33 masaky, 34 masika, 35 mikasà, mikasa, 36 misaka, misakà, 37 samaky, simaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27