|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 simika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Ohatra |
3 Ezaho ny tsy miaina entona na vovoka simika.
[2.424#]
4 Misy hafa miasa any amin' ny orinasa madinika tsy dia ara-dalàna loatra, any amin' ny sampan' ny indostria efa tojo fahasahiranana, ohatra hoe : hoditra, sakafo, vy, fanaka, vokatra simika na lamba. [1.369#] |
| Voambolana | 5 Simia |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 kamisy, 8 masiky, 9 misika, simika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|