|
|
|
|

Teny iditra1  sinanda
Fototeny  2 sanda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce pour quoi on a donné un agio, un surplus [1.3#573]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasanda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12