|
|
|
|

Teny iditra1  sinasaka
Fototeny  2 sasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany lasan' ny tao atsimo, ny ilany lasan' ny tao avaratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 partagé en deux parties égales [1.3#586]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasasaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12