|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinily |
| Fototeny | 2 sily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voasily, silina, tsitsina, alaina ka kely dia kely no atao indray manao na maka:
5 Nosiniliny ny sira nomeny anay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 donné en petite quantité, vendu chèrement
[1.3#605] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasily |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|